• Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Fakana an-keriny an’i Arnaud sy Annie Naverina nosamborina indray i Dimitri

Taorian’ny fisamborana ilay mpiasan’ny kaominin’i Toamasina niasa teo anivon’ny fiambenana ny fasam-bahiny sy efa nihazona ny fiarovana manokana ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana Lasa fanjakana kely ao anaty fanjakana

Zary nahita asa hafa ankoatry ny varotra ireo mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra tato anatin’ny andro vitsivitsy izao ary dia lasa milahatra mihodinkodina an’Analakely sy ny manodidina ary avy eo mitokona manoloana ny lapan’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Madagasikara – firenena mahantra Hisitraka ny «IDA turnaround facility»

Mikorontana ny tontolon’ny fampandrosoana ny firenena Malagasy. Tsy mihetsika na potika tanteraka mantsy ireo tondro ara-toekarena sy ny lafiny ara-tsosialy, araka ny fijerin’ny Banky iraisampirenena azy nanomboka ny taona 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Vidin’ny solika eto Madagasikara Tokony ho 1600 ariary ny litatra

Nidina hatrany amin’ny 73% ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena hatramin’ny jolay 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Mpanao asa tanana Miandrandra minisitra afaka hamaha haingana ny olan’izy ireo

Miandrandra minisitry ny kolontsaina sy ny asa tanana vaovao mahavaha ny olan’izy ireo ireo mpanao asa tanana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Mpikabary matihanina Niampy 20 mianadahy indray

Niampy 20 mianadahy indray ireo mpikabary matihanina eto amintsika. Ny Fikambanana mpikabary Hajan’ny Gasy tarihin’andriamatoa Rahajasoa Honoré no nanandratra azy ireo, andiany faharoa misalotra ny anarana hoe

Hamaky ny tohiny
FTT