- Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Kolikoly 7 000 Ariary ny kara-panondro iray any Morondava
Sahirana ireo mpianatra feno taona tokony hanana kara-panondrom-pirenena ka hiatrika fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana ity.
Hamaky ny tohinySahirana ireo mpianatra feno taona tokony hanana kara-panondrom-pirenena ka hiatrika fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana ity.
Hamaky ny tohinyAndraikitra lehibe mbola miandry ny foloalindahy malagasy ny famerenana an-dakazerina ireo fitaovana mahery vaika miparitaka.
Hamaky ny tohinyTranga nampihoron-koditra ny mponin’i Toamasina no hitan’ireo mponina tao Salazamay atsimo manakaiky ny fiangonana Fjkm ny marainan’ny talata tokony tamin’ny 5ora.
Hamaky ny tohinyNahazo fotodrafitrasa maro sosona ny ao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranofeno Atsimo, 140 km miala an’Antananarivo Renivohitra, toerana namindran’ny minisiteran’ny mponina ireo olona sahirana ara-pivelomana maro isan-tsokajiny.
Hamaky ny tohinyNaverina indray ny andrimasom-pokonolona ao amin’ny Fokontany Anosiato Atsinanana, sektera III. Nifarana ny 16 janoary lasa teo mantsy ny fiambenana tanàna niarahana tamin’ireo vatan-dehilahy 21-45 taona rehefa naharitra 100 andro.
Hamaky ny tohinyAmbohi-pihaonan’ireo mpanao asa tanana eto an-drenivohitra ny etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely nanomboka omaly.
Hamaky ny tohiny