• Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.Asa maika sy goavana eto Antananarivo Hanampy ny Kaominina ny Frantsay

Naharitra ora roa latsaka ny dinik’asa nifanaovan’ny delegasionina frantsay nahitana ny masoivohony Véronique Vouland tamin’ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra notarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana teny amin’ny lapan’Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.Asa maika sy goavana eto Antananarivo Hanampy ny Kaominina ny Frantsay

sy ireo rantsamangaika misahana ny fiaraha-miasa frantsay eto Madagasikara ny resaky ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.Tsy fandriampahalemana Efa ao Toamasina ny Etat Islamique ?

Mampivarahontsana ny zava-mitranga ao Toamasina tato ho ato. Taorian’ireo tranga fakana an-keriny nisesy tamin’ny taon-dasa iny, dia ny vono olona feno habibiana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.Televiziona Malagasy Fito herinandro tsy misy Tale

Tsy misy mpiraharaha ! Fito herinandro izao ny fahitalavi-panjakana TVM no tsy manana Tale.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.Lalam-pirenena faha-4 sy faha-6 Efa nisokatra avokoa

Efa nisokatra nanomboka ny alatsinainy teo avokoa ireo lalana tapaka tany amin'ny lalam-pirenena fahefatra sy fahenina raha araka ny tafa nifanaovan'ny Minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka tamin'ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.LALANA NAMONTANA - FASAN’NY KARANA Vita, noraisina vonjimaika omaly

Vita soa aman-tsara ary noraisina vonjimaika omaly rehefa naharitra 75 andro, ny asa fanamboarana ilay lalankely natao “beton” mampitohy an’i Namontana sy fasan’ny karana, izay hifamezivezen’olona manodidina ny 3.000 isa isan’andro

Hamaky ny tohiny
FTT