• Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Ambovombe Androy Mamely mafy ny Kere

Ny fanambarana ofisialy no tsy mbola nisy fa efa loza mihatra amin’ny mponina any Atsimo ny tsy fahampian-tsakafo na ny kere.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Soanatao – Ikalamavony Miverina indray ny asan-dahalo mahery vaika

Notafihin’ny dahalo am-polony ny tanànan'i Soanatao, Fokontany Fotadalina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Trangam-piainana Ramatoa iray maty tampoka teo am-panaovana famotorana

Renim-pianakaviana iray no maty tampoka tao amin’ny biraon’ny Fokontany Ambatofitatra, Sambava omaly, fankalazana ny Fetin’ny mpifankatia, raha iny nanaovana famotorana momba ny fitarainana izay nataon’ny mpifanolo-bodirindrina taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Mpanjaka Andriamanjakarivo Saiid Mampitandrina ireo mametaveta tany masina

Niala tamin’ny fahanginany ny Mpanjaka Andriamanjakarivo Saiid manolotra ireo trangan-javatra hafahafa niseho tany amin’ny faritra SAVA tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Soanavela Ambohijanaka Nitrangana vaky fasana fanin-telony

Tian’ny mpamaky fasana ny kaominina Ambohijanaka. Nitrangana vaky fasana indray teny amin’ny fokontany Soanavela, ao anatin’ity kaominina tamin’ny sabotsy maraina teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Fetin’ny mpifankatia Nafana ny korana teny amin’ny Akoor digue niarahana tamin’ny BNI

Nafana ny korana teny amin’ny “Centre commercial Akoor” eny amin’ny digue izay nisokatra ho an’ny mpifankatia rehetra tamin’ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
FTT