• Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Fitsarana ambony Mahajanga Nodimandry tampoka ny filohany

Hamonjy fanasana no nandehanana tany Maevatanana, fahafatesana no niandry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Fanondranana olona ho any Kaomoro Dimy vavy tratra tao Mahajanga

Ny zoma antoandro dia efa tonga teny amin’ny seranam-piaramanidina Amborovy Mahajanga ireto vehivavy roa teratany malagasy ireto niaraka tamina rangahy iray Kaomorianina izay hikasa ho any Moroni.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Fitaovam-piadian’ny tafika miparitaka Mila fotoana ny fanadihadiana

« Miasa mangina ny tafi-bahoaka amin’ny fanadihadiana ireo olona tompon’andraikitra amin’ireo fitaovam-piadiana tratra tany an-pelatanan’ny jiolahy na dia tsy andrenesam-baovao firy aza ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Vavatenina May ny fiaran’ny lehiben’ny Distrika

Ankoson’aratra sa asan-jiolahy ? Nirehitra ny fiara fampiasan’ny lehiben’ny Distrikan’i Vavatenina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Taom-baovao Malagasy Hankalazaina ny herinandro faharoan’ny volana martsa

Hankalazaina ny herinandro faharoa amin’ny volana martsa ny taom-baovao Malagasy amin’ity taona 2016 ity. Ny 9 sy ny 10 martsa ho avy izao ny hanatanterahana izany hiarahana amin’ny taranak’Ambohidrabiby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Tsena firaisankina Anosizato Atsinanana Misy telolahy mampihorohoro ny mpivarotra

Mihorohoro indray ireo mpivarotra etsy amin’ny tsena Firaisankina Anosizato Atsinanana amin’izao fotoana izao. Hatramin’ny alahady lasa teo mantsy dia misy olona telolahy milaza ho mpiasan’ny fivondronana tonga mitaky vola 300 Ar isaky ny mpivarotra ka izany antsoina hoe : B…

Hamaky ny tohiny
FTT