• Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Mpiasa ECD ao amin’ny kaominina Nanaiky ilay fifanarahana arak’asa vaovao

Nanaiky ilay fifanarahana arak’asa telo volana vaovao ny ankamaroan’ireo mpiasa tsy raikitra eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Kere ao Tsihombe 1 000 ariary ny rano iray siny

Mihamafy ny olan'ny kere any Atsimo, indrindra ny ao amin’ny distrikan’i Tsihombe. Ao amin’ny kaominina ambanivohitra Antaritarika mifanila amin’Ambovombe Androy, dia vidina arivo ariary ny iray siny 12 litatra amin’ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Famatsiana rano Korontanin’ny Jirama i Manakara

Tezitra ary efa ambivitra hirotaka ny mponina tao Manakara omaly taorian’ny fanapahan-kevitry ny Jirama mampandoa vola indray ireo mpampiasa rano,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Kolikoly – Fitangosam-bola tsy ara-drariny Adjidà Sefo iray nisy nitory any amin’ny Bianco

Efa tsy zaka intsony ! Tapa-kevitra ny vahoaka tarihin’ireo sojabe sy komitin’ny fandriampahalemana any amin’ny Kaominina Mandabe,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Harona plastika Miparitaka eny an-tsena indray ireo karazany manify kely

Miparitaka eny an-tsena ary tena mahazo vahana mihitsy indray amin’izao fotoana izao ireo karazana harona plastika tsy miloko sy tantera-pahazavana, izay tsy misy fivimbinana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Dibo-drano isaky ny fahavaratra

Lasa tahaka ny dobo filomanosana ny tokotany malalaka tetsy amin’ny garan’i Soarano omaly hariva, rehefa nijojo nandritra ny ora roa ny orana. Dibo-drano tahaka izany koa ny arabe teny amin’ny Petite Vitesse, efa tsy resahana intsony moa ny teny Anosy, Ampefiloha sy Andavamamba.

Hamaky ny tohiny
FTT