• Alakamisy 18 Febroary 2016
Actualités.Marovoay – Bemanonga Notafihin’ny dahalo 11 lahy

Mirongatra ny asan-jiolahy ao amin’ny Kaominina Bemanonga, Distrikan’i Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2016
Actualités.Trafikana basy tefy gasy Zanaka miaramila no atidoha

Ravan’ny polisy tao Morondava ny tambajotrana mpanamboatra sy mpamatsy basy vita gasy ny andian-jiolahy nandravarava tao an-drenivohitry ny Faritra Menabe sy ireo Kaominina manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2016
Actualités.Mponin’Ampitatafika Marisarisa mandoa hetra

Loharanom-bolan’ny tanànan’Ampitatafika ny hetra aloan’ny vahoaka. Asa mivaingana vokatry ny fampidiran-ketra avy amin’ny mponina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Pastera Lala Rasendrahasina Nentina teny amin’ny « Commissariat Central »

Voasakan’ny polisy teny Ankorondrano omaly tolakandro ny fiara nitondra ny mpitandrina Lala Rasendrahasina filohan’ny birao foiben’ny Fjkm.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Toamasina II Taolam-paty 26 hitan’ny fokonolona

Atao inona marina ? Nirongatra tato ho ato ny halatra taolam-paty sy vaky fasana. Taolam-paty miisa 26 no hitan’ny olona, tao an-tanànan’i Manantohatra, fokontany Antanambao, kaominina Fanandrana, distrikan’i Toamasina II, ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra dibo-drano Mila vahaolana hentitra na…

Dibo-drano tanteraka ny renivohitr’i Madagasikara raha vao mirotsaka ora roa fotsiny ny ranon’orana eto Antananarivo Renivohitra. Ny alatsinainy hariva teo no tena nahitana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT