• Talata 01 Martsa 2016
Actualités.Ady amin’ny trafika Be resaka indray ny filoha

Omaly tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, teo amin'ny Mole B2 no nanoloran’ny banky iraisam-pirenena ireo vedety haingam-pandeha miisa efatra ho an’ny fanjakana Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Actualités.Tsy maintsy hiseho

Be loatra ry Jean ny salobokomana ataonareo ao ka sao kenda a ! Tsy hisy takona izay tsy hiseho anie e ! Ary vao mihetsika kely ianareo dia efa ranga koa ny mason’ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Febroary 2016
Actualités.Seho 30 taona nihiran’i Poopy Afa-po ireo mpankafy

Feno hipoka ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Febroary 2016
Actualités.RN7 Antsampanimahazo Kamio telo nanapaka lalana

Tapaka nandritra ny adim-pamantaranandro maro ny lalam-pirenena faha-7 ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Febroary 2016
Actualités.Aretina mirongatra ao Toamasina Tsy mbola “dengue” sy “Chikungunia” akory

Mandeha ny resaka ao Toamasina fa miverina mirongatra indray ny aretina azo avy amin’ny viriosy antsoina hoe “Arbovirose”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Febroary 2016
Actualités.Fanadiovana ataon’ny ladoany Orinasa « Transit » 75 mety hikatona

Miakatra ny feo eo amin’ny sehatrasa « Transit », na ireo orinasa misahana ny fandefasana na famoahana entana eny amin’ny seranana. Misy didim-pitondrana 35221-2015/MFB/SG…

Hamaky ny tohiny
FTT