• Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Volamena ao Soamahamanina Tsy afaka hitrandraka avy hatrany ny Sinoa

Nitondra fanazavana teny amin’ny tambajotran-tserasera momba ny fitrandrahana volamena ataon’ny Sinoa ao Soamahamanina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Air Madagascar Hiatrika fitsarana farany

Ho avy hanao fanadihadiana mikasika ny orinasam-pitaterana ana habakabaka Air Madagascar ny iraka avy amin’ny Vondrona Eoropeanina, izay higadona eto amin’ny alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Dr Andriamosarisoa Jean Anicet Mety amiko ny maha minisitry ny fanatanjahantena ahy

Mandeha ny feo etsy sy eroa fa mety amin’i Dr Andriamosarisoa Jean Anicet minisitry ny tanora sy fanatanjahantena am-perinasa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Mbola misy Fanjakana ve eto e ?

Fa inona loatra no mitranga eto amin’ny tanàna eto ry Jean a ? Dia sanatria ve ka toy ny tany voaozona ity Dago ity,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Fikambanana Ambalambahoaka Hikaroka izay nivarotra ny kianjam-baolina etsy Anosizato

Nihaona mivantana tamin’ny mpanao gazety omaly ny fikambanana Ambalambahoaka Mandray andraikitra na ny AMI.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Martsa 2016
Actualités.Herisetran’ny zandary Zazavavy 9 taona marary mafy niditra hopitaly

Hain-trano tany Ambatoaranana, Daraina, Distrikan’i Vohémar ny 6 febroary 2016 no niandohan’ny tantara. Tranon’ny sefo Fokontany no nirehitra tamin’io. I Hortencia, ilay ankizivavy kely, no anisany nahatazana ny lelafo ka nampandre ny tompony fa may ny tranonareo. Izy avy hatrany anefa no nosamborin’ilay Sefo Fokontany, ary nampangainy fa nandoro ny tranony.

Hamaky ny tohiny
FTT