• Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.Ben’ny tanàna –Vakinankaratra Nihaona manokana tamin’ny filoham-pirenena

Tonga nitsidika ny filoham-pirenena teny Iavoloha sady niarahaba azy nahatratra ny taom-baovao 2016 ireo ben’ny tanàna avy ao amin’ny faritra Vakinankaratra ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.Fanamboaran-dalana eto Antananarivo Voailika tanteraka ny kaominina

Vahaolana “tip top” araka ny fomba firesaka nentina nanapenana fotsiny ireo lavadavaka no hita tamin’ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina azy tato anatin’ny taona vitsy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.ALAKAMISY AMBOHIMAHAZO

Dahalo roalahy no voasambotra tany Alakamisy Ambohimahazo, Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana Tsy maintsy miala !

Tsy hisangy intsony ny kaominina Antananarivo Renivohitra manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.SEKRIMA Miantso ny vehivavy ho sahy handray andraikitra

Miantso ny vehivavy ho sahy handray andraikitra ka hiditra ao anatin’ny sendika mitsangana eny anivon’ny orinasa ny Sendikan’ny Kristianina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Martsa 2016
Actualités.Menabe sy Melaky Hamoka-bary in-droa isan-taona

Ho afaka hamoka-bary in-droa isan-taona ny Faritra Menabe sy Melaky manomboka amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
FTT