- Alakamisy 10 Martsa 2016
Actualités.Salon des études internationales Manome tolotra vaovao hatrany
Mbola mahaliana ny tanora Malagasy mpianatra hatrany hatreto ny fandehanana manohy fianarana any ivelany.
Hamaky ny tohinyMbola mahaliana ny tanora Malagasy mpianatra hatrany hatreto ny fandehanana manohy fianarana any ivelany.
Hamaky ny tohinySary anisan’ny nanamarika ny andron’ny omaly 8 martsa 2016, raha ny teto an-drenivohitra, ny fifanatonana akaiky teo amin’ireo mpanao politika, mpifandrafy sy nifampifofo enin-taona lasa izay.
Hamaky ny tohinyFomba miavaka no nentin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy omaly notarihin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo solombavambahoaka vehivavy maromaro.
Hamaky ny tohinyEfa tamin’ny taona 2011 no voasokajy ao anatin’ny lisitra B ny Air Madagascar. Voarara tsy afaka misidina ny lanitra eoropeanina intsony ireo Boeing 767-300 roa nampiasain’ny kaompaniam-pitaterana Malagasy hatramin’io fe-potoana lavareny io
Hamaky ny tohinyNanamarika ny fanombohan’ny herinandro teo amin’ny tontolo politika ny fanambarana nataon’Atoa Rakotoarivelo Mamy,
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly ny fampitam-baovao ofisialy avy amin’ny governemanta ka nahafantarana fa efa hatramin’ny alahady no narary mafy ny minisitry ny atitany sy ny fanapariaham-pahefana Solonandrasana Olivier Mahafaly
Hamaky ny tohiny