• Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Maneno sahona avokoa

Niova be, avoavo feo sy milanjalanja orona indray ianareo ry Jean ankehitriny an !

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Toliara Mpianatry ny CEG telolahy tra-tehaka nifoka rongony

Mirongatra amin’izao ny fidorohana zava-mahadomelina, roboka hatramin’ny mpianatra tsy ampy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Hala-jaza Lehilahy iray saika matin’ny fitsaram-bahoaka

Rangahy iray sendra nandalo nahafantatra an’ity mpangala-jaza no nilaza tamin’ny Fokonolona teo fa adala noho ny fifohana rongony io, raha tsy izany dia saika zavatra hafa no nitranga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2016
Actualités.Zone Franche - CMT Spinning Mill Hiverina hisokatra, handray mpiasa 2 500

Hiverina hisokatra ny orinasa afaka haba CMT Spinning Mill eny Ambohimangakely, rehefa nikatona tamin’ny 2009 vokatry ny fanonganam-panjakana nitranga teto.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2016
Actualités.Fiarovana ny bandro ao Alaotra Nanakaiky ny faritra iasany ny MWC

Tao anatin’ny 13 taona niorenan’ny Madagascar Wild Life Conservation (MWC) dia teto Antananarivo no nisy ny foiben-toeran’ny fikambanana, izay miaro ny bandro ao Alaotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2016
Actualités.Nosy Maorisy Malagasy 2 400 no mila ravinahitra any

Mahatratra 2 400 ankehitriny ny Malagasy mila ravinahitra atsy amin’ny Nosy Maorisy. Sehatrasa samihafa no iasan’izy ireo, informatika, sehatry ny fizahantany, ny orinasa famokarana akanjo…

Hamaky ny tohiny
FTT