• Alarobia 16 Martsa 2016
Actualités.Televiziona Malagasy Lasa resa-pianakaviana

Diso fanantenana ny mpijery, kivy ny mpiasa, misy manangan-tezitra mihitsy aza saingy tsy afa-manoatra, manoloana ny zava-misy ao amin’ny Televiziona Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Actualités.Imerintsiatosika Mirongatra ny mpivarotra fanafodim-biby tsy ara-dalàna

Ahitana izany avokoa manerana ireo elakela-trano mandrafitra ny fokontany 36 isa, raha araka ny vaovao azo, antony iray mampahazo vahana ny halatra kisoa any an-toerana ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Marolambo Azon’ny HVM ny vatony dia nampiesoniny ao

Distrika anisan’ny nahazoan’ny filoha ankehitriny, Hery Rajaonarimampianina vato betsaka indrindra tamin’ny fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Andro maneran-tany ho an’ny angano sy ny tononkalo Hankalazaina amin’io herinandro io avokoa

Zary lasa adinon’ny rehetra ny fisian’ny angano sy ny tononkalo ankehitriny noho ny firoborobon’ny teknolojia.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Herinandron’ny vola Hahazo fampianarana manokana ny mpianatra

Sambany isika eto Madagasikara no hankalaza ny andro maneran-tany ho an’ny vola na ny “Global Money Week” hiarahana amin’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola ary ny APIMF.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Actualités.Ankazobe Nihetsika ny tany omaly

Sambany no nitrangana horohorontany mahery vaika tany amin’ny distrikan’Ankazobe omaly maraina tokony ho tamin’ny 07 ora sy 25 minitra.

Hamaky ny tohiny
FTT