• Alakamisy 24 Martsa 2016
Actualités.Fanadinana CEPE Antananarivo Nitombo 20.000 isa ireo mpiadina

Nitombo 20.000 be izao raha araka ny fanadihadiana ny isan’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana CEPE amin’ity taona 2016 ity ho an’Antananarivo manokana, misandrahaka amin’ireo DREN efatra mandrafitra azy dia ny DREN Analamanga, Itasy, Bongolava ary Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2016
Actualités.MPIVAROTRA RONGONY Roalahy no niakatra fampanoavana omaly ary nampidirina am-ponja vonjimaika

Vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafantaran’ny polisy misahana ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy Anosy ny fisiana mpivarotra rongony eny Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Martsa 2016
Actualités.Mirongatra ny trafika Volamena,vatosoa,sokatra

Na dia eo aza ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena, ny praiminisitra sy ny minisitra maro dia mbola mitohy hatrany ny fanondranana an-tsokosoko ny harem-pirenena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Martsa 2016
Actualités.Ndriana Rabarioelina Nopotehana ny kolontsaina sy ny soatoavina Malagasy

Fanapotehana ny kolontsaina sy ny soatoavina Malagasy hatrany no nisongadina teto Madagasikara hatramin’ny Repoblika faharoa no ho mankaty,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Martsa 2016
Actualités.RANO

Tany Tsihombe no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny rano omaly talata 22 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Martsa 2016
Actualités.Asa fampihorohoroana Mitolefika i Eoropa, mitebiteby i Madagasikara

Mahalasa saina mafy ny mety ho fitandroana ny filaminana mandritra ny handraisan’i Madagasikara ny fivorian’ny frankofonia manoloana ireo asa fampihorohoroana miseho any eoropa ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT