• Alarobia 30 Martsa 2016
Actualités.Fetin'ny paska 2016 Nihena ny isan’ireo olona nanatona ny hopitaly

217 isa ireo olona nila famonjena tonga nanatona ny hôpitaly HJRA Ampefiloha nandritra ny fetin’ny paska lasa teo, nahatratra 275 isa tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2016
Actualités.Mpatory an-dalana eto an-drenivohitra Mitombo isa hatrany

Mitombo isa hatrany ireo mpatory an-dalana eto an-drenivohitra. Ankoatra ireo nitsoaka an-daharana niala tao amin’ny toerana nametrahan’ny kaominina sy ny minisiteran’ny mponina azy etsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.SAMIFIN Nesorina ny DG Zaranaina

Nesorina nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly teny Iavoloha ny Tale jeneralin’ny Sampandraharaha Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiam-bola sy ny Fampihorohoroana (SAMIFIN), Dr Zaranaina Jean Claude

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.Tandindomin-doza ny ho avy

Mampihoron-koditra ny tarehimarika navoakan’ny minisiteran’ny fanabezam-pirenena farany, indrindra fa ny mpitantana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.Fivorian’ny Frankôfônia Mila hamafisina ny fitandroana ny filaminana

Nifarana omaly ny fitsidihan’ny sekretera jeneralin’ny OIF Rtoa Michaelle Jean an’i Madagasikara. Nambarny nandritra ny resaka nifanaovany tamin’ny mpanao gazety fa mendrika ny handray ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.Evato – Farafangana Hanandratra Ampanjaka vaovao ny Zafisoro ?

Ho andro miavaka ity zoma 25 martsa 2016 ity ho an’ny foko Zafisoro any Farafangana.

Hamaky ny tohiny
FTT