- Alarobia 30 Martsa 2016
Actualités.Maevatanana 4x4 namono ankizy 4
Nandriaka ny ra ny harivan’ny alatsinain’ny paska teo tany Maevatanana
Hamaky ny tohinyNandriaka ny ra ny harivan’ny alatsinain’ny paska teo tany Maevatanana
Hamaky ny tohinyLaharam-pahamehana ny fahasalamam-bahoaka eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra,
Hamaky ny tohinyTahaka ny isan-taona dia anisan’ny mitera-doza amin’ny fotoana fitsangantsanganan’ny fianakaviana maro ny faran’ny herinandro ny paska tahaka ny farany teo.
Hamaky ny tohinyTsy ahitam-panafany ny halatra kojakoja anaty fiara mipetraka eny Ankadifotsy. Ny marainan’ny alahadin’ny Paska teo, dia fiara telo farafahakeliny no lasibatry ny mpangalatra ny « autoradio » tao anatiny, raha mbola tany am-piangonana Fjkm Ankadifotsy ny tompony.
Hamaky ny tohinyHerintaona sisa dia feno 70 ny tolom-panafahana tamin’ny 1947 ka niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara indray.
Hamaky ny tohinyNitrangana lozam-pifamoivoizana nampihoron-koditra teny Ambohimalaza omaly tokony ho tamin'ny 9 ora teo ho eo.
Hamaky ny tohiny