- Alakamisy 31 Martsa 2016
Actualités.Lalana simba Avarabohitra Itaosy Manao be marenina ny minisitera
Tena manao be marenina amin’ny asa fanamboaran-dalana eny Avarabohitra Itaosy, kaominina Itaosy ny minisiteran’ny asa vaventy.
Hamaky ny tohinyTena manao be marenina amin’ny asa fanamboaran-dalana eny Avarabohitra Itaosy, kaominina Itaosy ny minisiteran’ny asa vaventy.
Hamaky ny tohinyNy fambolena sy ny fiompiana no foto-piveloman’ireo mponina ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ambavahaditokana, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyFahombiazana tanteraka no azo tamin’ilay hetsika THB tour andiany faha-11 notanterahina tany an-drenivohitr’i Vakinankaratra nanomboka ny 25 ka hatramin’ny faha-28 martsa lasa teo.
Hamaky ny tohinyTafatsangana ao amin’ny fokontany Anosibe Angarangarana ary efa miasa ny “Centre d’écoute”, raha ny fanazavan’ny sefom-pokontany ao an-toerana Ali Petera.
Hamaky ny tohinyRaha ireo « batterie » nilevina tao anaty tany no nisy nangalatra taoriana kelin’ny
Hamaky ny tohinyTranga mpiseho amin’ny fiainana andavanandro ihany ny olona efa manambady sy manana tokantrano kanefa manitsakitsaka ny vadiny amin’olon-kafa na lahy io na vavy.
Hamaky ny tohiny