- Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.CFAN Hanampy ireo tanora tsy an’asa
Niampy iray indray ireo ivontoeram-pampiofanana eto amintsika hanampy sy hanohana ireo tanora tsy an’asa, indrindra fa ireo tsy manana diplaoma.
Hamaky ny tohinyNiampy iray indray ireo ivontoeram-pampiofanana eto amintsika hanampy sy hanohana ireo tanora tsy an’asa, indrindra fa ireo tsy manana diplaoma.
Hamaky ny tohinyRaim-pianakaviana iray sahabo ho 65 taona voalaza fa mivelona amin’ny asa fibatana entana eny Analakely sy ny manodidina no maty tampoka am-perinasa ny sabotsy maraina teo raha nikasa ny hiakatra ny lalana mihazo ny Ekar etsy Faravohitra.
Hamaky ny tohinyNisaina teo anivon’ny MICTSL ireo boaderozy tonga avy any Maorisy tratra tamin’ny taona 2011 nokasaina aondrana an-tsokosoko. Hagagana ny an’ny rehetra fa nahitana hazo tsy tena izy niisa 184 nampiarahan’ireo mpanao trafika saika naondrany.
Hamaky ny tohinyMila manova fihetsika ny zandary ho fitandroana ny fandriampahalemana sy ho fiarovana ny zon’olombelona
Hamaky ny tohinyLeo ny fampiesonana ! Hanao fitokonana faobe ireo Mpiraki-draharahan’ny Fitsarana manerana ny Nosy ny 11 aprily izao.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny hopitaly HJRA Ampefiloha nitsaboana azy omaly i Erica, ilay zazavavy kely, 4 taona, nopotsirin’ny rainy niteraka azy ny voamasony roa.
Hamaky ny tohiny