- Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.Mihorohoro i Tsiroanomandidy Miakatra an-tanàna ny dahalo
Raha efa somary nilamina ny tao Tsiroanomandidy tato anatin’ny taona vitsivitsy izao dia niverina nihorohoro indray ny vahoaka any an-toerana ankehitriny noho ny fanafihan-dahalo tao an-tampon-tanàna.
Hamaky ny tohiny
