• Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.Fanambanana basy mpanao gazety Hivoaka rahampitso ny didim-pitsarana

Rahampitso zoma 8 aprily no hivoahan’ny didim-pitsarana momba ny raharaha mampifanolana an’i Rina Rasoava, mpanao gazety tonian’ny fanoratana ao amin’ny « Ao Raha » sy ilay mpandraharaha teratany vahiny voalaza fa nanambana basy azy teny Carion.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.Volam-panjakana Lany handoavana karama ny 70%

28 miliara ariary vao afaka mampihodina tsara ny Antenimierandoholona. 15, 470 miliara ariary monja anefa ny tetibola 2016 ho an’ity andrimpanjakana mpanao lalàna ity, hoy ny kestora voalohany Abdirassoul Mourad.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2016
Actualités.Fanendrena masoivoho vaovao Hamaivanin’ny filoha

Roa taona sy tapany aty aorian’ny naha filoham-pirenena azy, tsy mbola nanendry masoivoho na dia iray aza i Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2016
Actualités.Ady amin’ny famotsiam-bola Mbola tena asa lavitr’ezaka

Manana anjara andraikitra amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny famotsiam-bola ny tsirairay, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2016
Actualités.« Assurance retraite complémentaire » Mifanolana ny mpiasan’ny Air Madagascar sy Ny Havana

Sasatry ny misedra olana ny mpiasan’ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Malagasy Air Madagascar. Taorian’ny tsy nahazoan’izy ireo karama “13 mois” miendrika “prime”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2016
Actualités.IVANDRY

IVATokantrano telo no nasesin’ny jiolahy notafihina. Lasibatra tamin’izany i Lalatiana Ravololomanana mpanao politika filoha mpanorina ny « Manda ho an'ny Firaisampirenena » sady mpanolo

Hamaky ny tohiny
FTT