- Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Fahasalamana Ny diabeta matavy no tena mahavoa ny Malagasy
Nifantoka tamin’ny ady amin’ny aretina diabeta ny fanamarihana ny andro iraim-pirenena omaly 7 aprily. Olona 920 000, izany hoe ny 4%-n’ny Malagasy no voan’ity aretina ity.
Hamaky ny tohiny