- Alatsinainy 11 Aprily 2016
Actualités.Mpandainga sy mpamitaka
Azo antoka tsy isalasalana fa misy mandainga aminareo roalahy ry Jean, mikasika ilay fametraham-pialana nahabe resaka tamin’ny zoma iny.
Hamaky ny tohinyAzo antoka tsy isalasalana fa misy mandainga aminareo roalahy ry Jean, mikasika ilay fametraham-pialana nahabe resaka tamin’ny zoma iny.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo fandrahonana sy fampitahorana mianjady amin’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha ataon’ny Minisiteran’ny Fitsarana
Hamaky ny tohinySamy voasazy i Riana Rasoava sy ilay mandraharaha. Fampidirana am-ponja 45 andro no azon’ny an-daniny sy ny an-kilany ary samy voasazy handoa onitra ihany koa.
Hamaky ny tohinyOmaly vao maraina dia efa voaantso hamonjy ny toby misy azy avokoa ny miaramila sy ny zandary rehetra am-perinasa teto Antananarivo Renivohitra
Hamaky ny tohinyMitaky ny hanokafana ny toeram-pivarotana Golden Center ireo mpivarotra ao
Hamaky ny tohinyMba hisian’ny filaminana sy ny fandrindrana ny tsenan’Andravoahangy dia notolorana karatra matihanina avokoa ireo mpivarotra ao an-toerana.
Hamaky ny tohiny