• Talata 12 Aprily 2016
Actualités.Grevy teny Antanimora Gadra 25 tsy afaka nandalo Fitsarana

Gadra tokony hiatrika fitsarana miisa 25 mianadahy mianaka omaly no tsy afaka nandalo teny amin’ny Fitsarana Anosy, araka ny hita teny amin’ny fonjaben’Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Actualités.Fitokonan’ny mpiraki-draharaha Mizarazara ny hevitra

Nizara roa ny hevitry ny mpiraki-draharaha momba ilay fitokonana faobe natomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Actualités.Antsirabe II Nitokona ireo mpampianatra FRAM

“Tsy misy mpihaino” ! Izay no azo ilazana ireo mpampianatra Fram avy any amin’ny distrikan’Antsirabe faharoa izay tsy mbola nandray ny tambin-karamany hatramin’izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Actualités.Orinasa Jirama Matiantoka 292 Ar isan’ora isaky ny Kwh

Nidirana fatiantoka 292 ariary isan’ora isaky ny kWh ny Jiro sy Rano Malagasy nandritra ny taona 2015, hoy ny minisitry ny Angovo teo aloha Horace Gatien. 664 ariary mantsy ny masonkarena nefa namidy 372 ariary isan’ora ny kW izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Actualités.WASHINGTON

Depiote malagasy efatra dia Mamy Rabenirina (TIM), Gerry Randriambolaina (TIM), Constance Razafimily ( Leader Fanilo)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Actualités.Zandary maty voatapatapaka Mampiaka-peo ny fianakaviany

Mitaky ny hamoahana ny antony tena nahafatesan’ilay raim-pianakaviana zandary iray antsoina hoe : Mboazy Renera namoy ny ainy tao Fianarantsoa ny 24 janoary lasa teo ireo fianakaviany, tarihin’ny zokiny lahimatoa Andriamatoa Lercia.

Hamaky ny tohiny
FTT