• Zoma 15 Aprily 2016
Actualités.Tetikasa Miavotra Hanampy ireo ankizy tsy nandia fianarana mihitsy

Anisan’ny olana goavana sedrain’ny ray aman-dreny maro ankehitriny ny fikarakarana sy fanaraha-maso ireo menaky ny ainy tsy nandia varavaran-tsekoly mihitsy na nitsoaka an-daharana noho ny antony maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2016
Actualités.Fiompiana alika avo razana Hisy manampahaizana Frantsay ho avy eto

“Ny alika no namana akaiky indrindra ny olombelona !”. Araka ny antontan’isa dia 350 izao ny razanan’alika voamarina fa misy manerantany ka ny Cotton de Tulear irery no avy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Aprily 2016
Actualités.Volavolan-dalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin’izay

Omaly no notanterahana ny filankevitry ny minisitra farany ho an’ireo mpikambana tao amin’ny governemanta Ravelonarivo, niara-nitarika ny fivoriana teny Iavoloha ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy ny praiminisitra vaovao Solonandrasana Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Aprily 2016
Actualités.Analaiva – Morondava Miaramila manampatra fahefana

Velon-taraina ny mponina ao Analaiva – Morondava manoloana ny fanamparam-pahefana ataona miaramila iray mamita iraka ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Aprily 2016
Actualités.Literatiora sy teny Nodimandry Rahaingoson Henri

Very olomanga sady manampahaizana i Madagasikara. Misaona ny tontolon’ny haisoratra sy ny literatiora satria nodimandry omaly alarobia 13 aprily Rahaingoson Henri na i Di, mpampianatra, mpanoratra,akademisianina, manampahaizana manokana momba ny teny. Hahatsiarovan’ny rehetra azy ary tsy voakosoka mandrakizay ilay hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Aprily 2016
Actualités.Washington -Etazonia Tsy misy rano sy jiro ao amin’ny Ambasadin’i Madagasikara

Mandalo fahasahiranana ny Ambasadin’i Madagasikara ao amin’ny 2374 Massachusetts Ave NW, Washington, DC – Etazonia.

Hamaky ny tohiny
FTT