• Zoma 22 Aprily 2016
Actualités.MANAKARA

Niantso delegasiona miisa dimy hifampiresaka aminy mikasika ny fitakian’ireo mpampianatra FRAM any Vatovavy Fitovinany ny minisitry fanabeazam-pirenena Rabary Paul.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Aprily 2016
Actualités.Fampiroboroboana ny vaky boky Lesoka ny tsy fahampian’ny trano famakiam-boky

Mbola lesoka goavana hita eto amintsika hatreto ny tsy fahampian’ny trano famakiam-boky, antony tsy mahasarika ny ankizy mpianatra hamaky sy ho tia boky, indrindra fa ny eny anivon’ireo sekolim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Aprily 2016
Actualités.Savorovoro teny Tsaralalana Mpiasan’ny Kaominina iray vaky loha

Mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra iray izay voalaza fa lehiben’ny fiara mangabe mitety ireo toerana feno mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra no novonoin’ny olona tampoka tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Aprily 2016
Actualités.Prima Academy Hanofana maimaimpoana ny ray aman-dreny manan-janaka kely

Vao teraka ny zaza dia efa ilana fikolokoloana manokana ny fitaizana azy mba hahatonga azy ireny ho olom-banona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.« Cité »-n’ny mpianatra eny Ankatso Tsy maintsy aloa ilay 50 000 Ar, hoy ny minisitra

Hentitra ny tenin-dRamatoa Rasoazananera Monique minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.Kidnapping etsy sy eroa Manaratsy endrika an’i Madagasikara

Avotra i Shane Kourdjee ilay mpandraharaha karana nisy naka an-keriny tany Antsirabe saingy ny talata alina ihany anefa dia nisy naka indray i Zahid Asgaraly, rahalahin’i Galib Asgaraly izay tompon’ny tranombarotra quincaillerie 2000 etsy Andravoahangy.

Hamaky ny tohiny
FTT