• Sabotsy 23 Aprily 2016
Actualités.Mpiasan'ny Jirama mitsirika kaontera Tsy maintsy manana taratasy mazava

Betsaka ireo olona mitaraina noho ny afitsok'ireo mpiasan'ny Jirama tonga mijery kaontera any an-trano amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Aprily 2016
Actualités.Ady amin’ny jiolahy Raikitra ny « opération coup d’arrêt »

Efa niverina nanomboka ny alakamisy teo indray « opération coup d’arrêt » ho famongorana hatrany amin’ny fotony ny asan-jiolahy sy ny fakana an-keriny izay toa niha nahazo laka indray tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Aprily 2016
Actualités.Mpiraki-draharaha ny fitsarana Mbola mitohy ny grevy

Hatreto aloha dia tahaka ny resaky ny moana sy marenina ny fifampidinihana eo amin’ny minisiteran’ny fitsarana misolotena ny fanjakana amin’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Aprily 2016
Actualités.Narson Rafidimanana Nandiso ny fanambaran-dRakotovao Rivo

Hentitra ny minisi-panjakana miandraikitra ny tetikasan’ny filoham-pirenena, ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana Narson Rafidimanana fa ho vita ara-potoana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Aprily 2016
Actualités.Pr Harimalala Joseph « Tsy hisy fandrosoana vanona eto »

« Tsy hisy fandrosoana vanona izany eto fa vao mainka aza mizotra mankany amin’ny fahalovana tanteraka, satria izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray »,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Aprily 2016
Actualités.Fandraisana mpampianatra Voatsikera mafy i Paul Rabary

Miezaka mandamin-dresaka ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena manoloana ny tsikera mafy amin’ny fomba fandraisana mpampianatra ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT