• Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.Famatsian-dranon’ny Jirama Mila fanavaozana goavana

Omaly tamin’ny 6 ora maraina no vita ny fanamboarana ilay fantsona lehibe mpitondra ranon’ny Jirama vaky teny Ambatoroka, araka ny fanazavan’Atoa Feno Randrianarisoa tompon’andraikitry ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.Air Madagascar Haverina amin’ny tompony ny ATR iray

Ny eo tsy mivaha, ny olana hafa misosoka ihany. Sasatry ny miarina ny kaompaniam-pitaterana nasionaly Air Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.«Greffiers en chef concepteurs» 10 taona lasa no nisy farany

Tokony haato ny grevy mandritra ny fifampiresahana sy fananganana komity hamahana ny olan’ny mpiraki-draharaha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.Isotry sy ny manodidina Efa niverina ny jiro

Araka ny vaovao voaray teo anivon’ny jirama dia halina no voasolo tanteraka ilay milina maty ka nahatonga ny fahatapahan’ny jiro teny isotry sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.Vidim-bary eny an-tsena Mitombo isan-kerinandro

Tsy mitsaha-mitombo hatreto ny vidim-bary eny an-tsena. Manodidina ny 1.500 ariary ohatra ankehitriny ny kilao amin’ny vary gasy raha 1.560

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.La Réunion kely Mitombo isa ny mponina ao aminy

Efa tafakatra 300 isa amin’izao ireo trano sachet miorina etsy La Réunion kely, hipetrahan’ireo olona tsy manan-kialofana.vvvvvvvvvvvvvvvvv

Hamaky ny tohiny
FTT