• Sabotsy 30 Aprily 2016
Actualités.Faha-85 taonan’ny RNM Natao « ady gasy » koa ny fankalazana

Nomarihina omaly ny faha-85 taonan-draneny (na ny RNM) na ny Radiom-pirenena Malagasy. Ny 29 aprily 1931, no nisera voalohany teto amin’ny resaka radio, ny Radio Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Aprily 2016
Actualités.Mada Foire Unity Hampivondronana ireo mpandraharaha ara-barotra

Hotontosaina ao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny 16 hatramin’ny 18 jona 2016 ny «Mada Foire Unity».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Actualités.Asan-jiolahy iraisam-pirenena Vonona hiatrik’ady i Madagasikara

Nifarana omaly ny atrikasa natokana ho amin’ny ady amin’ny asa fampihorohoroana sy ny asan-jiolahy aty afrika sy ny ranomasimbe Indianina, nisolotena ny fanjakana Malagasy ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Actualités.Fisavana eny amin’ny lalam-pirenena Nifampidinika ny zandary sy ny mpitatitra

Ho fandaminana ny fitaterana amin’ny zotra nasionaly, dia nihaona tamin’ny Jeneraly Paza Didier Gérard,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Actualités.Hetsiky ny 1 mey Tsy azo hidirana Ambohijatovo

Nivoaka ny didy sy ny fampilazana avy amin’ny préfet de police-n’Antananarivo Renivohitra Rafidison Fidèle omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Actualités.FIZAFATO Haneho ny firaisankinany ny alahady izao

Haneho ny firaisankinany amin’ny rehetra ireo mpikambana ao amin’ny FIZAFATO na ny fikambanan’ny zanaka am-pielezan’ny Faritany Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT