• Alatsinainy 02 Mey 2016
Actualités.Tontolon’ny fandraharahana Lesoka goavana eto Madagasikara

Teboka iray tsy mbola maharesy lahatra ny Vondrona eoropeanina ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny masoivohony Antonio Sanchez-Benedito.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Mey 2016
Actualités.Hopitaly HJRA Nifanotofan’ireo manampahefana

Tonga nitsidika sy nankahery ireo ankizy mpianatry ny sekoly La Pepite d’or Ambohimanarina mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ny sabotsy hariva teo ireo tompon’andraiki-panjakana isan-tsokajiny, notarihin’ny praiminisitra Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Aprily 2016
Actualités.Hadalan’ny Taksibe Olona 12 no maty, 32 naratra mafy

Voaporofo indray omaly ny gaboraraka sy ny tsy fitandreman’ny taksibe fa dia olona am-polony no maty noho ny lozam-pifamoivoizana nateraky ny fandehanana mafy sy ny fifanenjehana ary ny fisongonana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Aprily 2016
Actualités.Ady amin’ny gaboraraky ny fitaterana Nanome baiko hentitra ny filoha

Baiko hentitra no omeko, hoy ny filoham-pirenena omaly teny amin’ny CHU-JRA Ampefiloha raha tonga nijery ireo maratra sy nampionona ireo fianakavian’ny maty noho ny lozam-pamoivoizana roa nitranga izy sy ny governemanta notarihin’ny praiminisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Aprily 2016
Actualités.Mpiraki-draharahan’ny fitsarana Hiverina hiasa amin’izay

Tahaka ny an’ny mpandraharaha ny fonja dia hiatrika fivoriambe ihany koa ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana ny alatsinainy izao mba hanapahan-kevitra ny amin’ny mety ho tohin’ny zavatra hatao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Aprily 2016
Actualités.CUA-Banky iraisam-pirenena Miroso manarina ireo fotodrafitrasa eto Iarivo

Miroso amin’ny fanatontosana ny fandaharanasa famerenana ny hasin’ny renivohitr’i Madagasikara ny mpitantana ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT