• Alatsinainy 09 Mey 2016
Actualités.Fanambaram-pananana Tokony hatao isan-taona ?

Miteraka adihevitra eo amin’ny HCC sy ny Bianco ny fifanoherana misy eo amin’ny lalàna roa manankery eto amintsika mikasika ny fanambaram-pananana ho an’ireo olom-panjakana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2016
Actualités.TAPANY KELY ANTSIRABE

Hotanterahina ny 13 ka hatramin’ny 16 mey ho avy izao ny andiany fahatelo amin’ny Z’OVY, izay hatao eo amin’ny Araben’ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2016
Actualités.Antsirabe Rano misy fofona mamparary

Mitaraina ireo mponina mipetraka manodidina an'Ambalavato sy Sahatsiho amin’ny fisiana rano misy fofona avoakana orinasa iray amin’ny reniranon’i Sahatsiho.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Mey 2016
Actualités.Rongony tao Ihosy Voasaringotra ny minisitra Maharante ?

Olona 8 no nampidirina am-ponja vonjimaika omaly, anisan’izany ilay assistant parlementaire ary nodorana avokoa ireo rongony 135 lasaka tra-tehaka tao anatina fiarana manampahefana tao Ihosy, izay no vokatry ny fitsarana omaly tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Mey 2016
Actualités.Ady amin’ny delestazy Hampiditra milina eto ny Frantsay

Milina mpamatsy herinaratra miisa efatra ary milanja 60 taonina isanisany avy no ho tonga eto Madagasikara manomboka anio hoentina manafoana ny delestazy ao amin’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Mey 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Manana hatramin’ny 31 mey ireo mpitatitra

Ho fisorohana ireo lozam-pifamoivoizana vokatry ny tsy fahatomombanana ara-teknika eo amin’ny fiara mpitatitra olona na mpitatitra entana na ny tandrevaka sy ny tsirambina ataon’ny mpamily indrindra

Hamaky ny tohiny
FTT