Actualités

Antsirabe Rano misy fofona mamparary


  • Alatsinainy 09 Mey 2016

Mitaraina ireo mponina mipetraka manodidina an'Ambalavato sy Sahatsiho amin’ny fisiana rano misy fofona avoakana orinasa iray amin’ny reniranon’i Sahatsiho.

 

 Voalazan’izy ireo fa misy trangan'aretina mahazo ireo zaza amam-behivavy, tsy mety afaka kohaka sy sempotra ary fanimpanina na dia efa nandia fitsaboana maro samy hafa aza ireo marary. Miantso ny mpitondra fanjakana, indrindra ireo manampahefana ao Antsirabe izy ireo hijery io tranga io. Nampanantena hijery akaiky ity raharaha ity ny solombavambahoakan’Antsirabe, Jean François Michel ka miandry ny vokatr’izany ny mponina.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT