• Alakamisy 19 Mey 2016
Actualités.Varotra eto Madagasikara 5% monja ny taham-pifanakalozam-paritra

Tsy manjary ny fandraharahana eto Madagasikara, hoy ny lehiben’ny delegasionin’ny Vondrona eoropeanina Antonio Sanchez-Benedito.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2016
Actualités.Manakambahiny Tratra ilay Ramatoa mpivarotra toaka gasy

Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po ny polisy miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy Anosy fa misy olona mivarotra toaka gasy eny Manakambahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2016
Actualités.Ankavandra Omby 850 tsy hita popoka

Andian’omby niala tany Antsalova tokony hamidy ao Tsiroanomandidy, no nisy nanodinkodina tao Ankavandra, distrikan’i Miandrivazo ary tsy hita popoka hatramin’ny omaly nandraisana ny vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2016
Actualités.Rongony 8 gony tratra tao Ihosy Inspecteur de police no nitondra azy

Natolotra ny fampanoavana omaly tany Ihosy ilay polisy iray 44 taona. Mpanao varomaizina rongony, miasa ao Fianarantsoa, mitondra ny galona « inspecteur de police » no tra-tehaky zandary Bemoto (brigade de sécurité routière) ao Ihosy nitondra rongony miisa valo gony, ny sabotsy hariva teo, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany, tao Ankily Ihosy, amin’ny lalam-pirenena fahafito iny sy ny mpamilin’ilay fiarabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2016
Actualités.Sakaraha Ampijalian’ny dahalo ny miaramila

Mpanaradia miisa sivy no maratra hatreto ka ny roa amin’ireo dia sivily. Mpitandro ny filaminana miisa telo kosa no tsy hita ary tsy mbola fantatra na maty na velona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2016
Actualités.Fanafarana PPN Nitombo nandritra ny 3 volana voalohany

Sambany tao anatin’ny 3 taona nisesy vao mba nilatsaka ny fanafaram-bary avy any ivelany nandritra ny telovolana voalohany teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT