• Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Fisavana trano

Voasava ihany koa omaly maraina ny trano fonenan’ilay mpandraharaha Frantsay Franck Legrand.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Dahalo nanafika tany Andramasina Tsy nanaiky lembenana ny fokonolona

Mirongatra hatrany ny halatr’omby any amin’ny distrikan’Andramasina. Taorian’ilay tranga niseho tany an-toerana ny herinandro teo ka nahaverezana omby maromaro dia tonga nanafika tanàna iray ao anatin’ny fokontany Ambohijanahary indray ny dahalo maromaro ny alarobia alina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Varotra fampirantiana - Fetin’ny Reny Haharitra 3 andro ny etsy amin’ny lapan’ny tanàna

Nosokafana omaly tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely haharitra telo andro ilay hetsika varotra fampirantiana asa tanana malagasy karakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Mpivarotra eto an-drenivohitra Tsy miady amin’ny kaominina fa manitsy ny tsy mety

Nanambatra ny heriny ary nanazava ny zava-misy iainany tamin’ny mpanao gazety ireo mpivarotra eto Antananarivo Renivohitra omaly, notronin’ireo delegen’ny tsena isanisany toa an’Andravoahangy, Soamanatombo, Namontana, Ambohimanarina …

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2016
Actualités.BIANCO Hanao tatitra eny Anosy anio

Hanao tatitra momba ny asa vitany nandritra ny taona 2015 amin’ity anio ity manomboka min’ny 9 ora sy sasany maraina eny amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy ny Bianco na ny birao mahaleotena enti-miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2016
Actualités.Herinaratra vokarin’ny Jirama Tsy ampy ho an’Antananarivo intsony

Ny tsy fahampian’ny herinaratra zaraina isan-tokantrano no mahatonga ny delestazy matetika eto Antananarivo Renivohitra sy ny faritra sasany manodidina azy tahaka an’Ivato, Itaosy,

Hamaky ny tohiny
FTT