• Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.Akamasoa Andralanitra 950 ireo mpianatra hiatrika ny BEPC

Mahatratra 13.000 ny isan’ireo ankizy madinika ao Andralanitra misy ny Akamasoa, tanàna sahanin’ny Mompera Pedro amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.Mponina eny ambanivohitra Marary nify ny 95%

Ny 95%-n’ny mponina eny ambanivohitra no fantatra fa lasibatry ny areti-nify amin’izao fotoana izao. Antony dia noho ny asa mafy hatrehin’izy ireo isan’andro ka mampihetsika ny hozatra amin’ny vatana iray manontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.Rafi-pampianarana Atomboka amin’ity taona ity ny fanitsiana azy

Hotanterahina manomboka amin’ity taona ity ny fanovana sy fanitsiana ny rafi-pampianarana eto amintsika mba ho tombontsoan’ny zaza Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Rajaonarimampianina Miady irery tsy misy mpanohana

Misimisy ihany izay fanakianana nahazo ny fitondram-panjakana izay tato anatin’ny telo volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Ambavahaditokana Ankasitrahan’ny mponina ny fanamboaran-dalana

Goavana ny fiovana hita eny amin’ny lalana mampitohy ny fokontany Vinany Loharanombato amin’Ambavahaditokana ankehitriny raha ampitahaina ny amin’ny zava-nisy teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Mpiasan’ny Groupe SODIAT Nitokona teny Soarano

Nanatanteraka Sit-in tetsy amin’ny Madarail Soarano omaly ireo mpiasan’ny Groupe Sodiat an-jatony ho fanairana ny fitondram-panjakana manoloana ny ambaran’izy ireo fa fanohintohinana ny asa ataon’ny mpandraharaha Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT