- Talata 31 Mey 2016
Actualités.Fanodinana ny fakon-taratasy Miara-miasa ny DHL sy ny SPAH
Anisan’ny tanàna be fako indrindra Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny tanàna be fako indrindra Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyMitombo iray indray ny fianakaviamben’ny gazety an-tsoratra eto Madagasikara satria dia ho hita eny amin’ny tsena manomboka anio talata 31 mey, ary hivoaka isan-kerinandro ny Gazet’Immo,
Hamaky ny tohinyTena efa lalim-paka ny trangana kolikoly misy eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana Rakotoarisoa Jean Eric.
Hamaky ny tohinyMiezaka mitady ny vahaolana hisorohana ny lozam-pifamoivoizana manoloana ny tsy fitandremana ny Zandarimariam-pirenena ka natao ny zoma
Hamaky ny tohinyTanterahana isan-taona, isaky ny datin’ny 27 mey ny hetsika FAROY na Famerenana ny hasin’ny rovan’Ilafy.
Hamaky ny tohinyNanerika matevina teto an-drenivohitra tato anatin’ny roa andro izao. Tsy tokony hahagaga fa mpitranga rehefa vanim-potoan’ny ririnina ny tahaka izany hoy ny avy eny amin’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro.
Hamaky ny tohiny