Actualités

Taotrano sy ravaka anatiny Hivoaka anio ny Gazet’Immo


  • Talata 31 Mey 2016

Mitombo iray indray ny fianakaviamben’ny gazety an-tsoratra eto Madagasikara satria dia ho hita eny amin’ny tsena manomboka anio talata 31 mey, ary hivoaka isan-kerinandro ny Gazet’Immo,

 

izay hiompana tanteraka amin’ny trano sy ny ravaka anatiny (immobilier et décoration d’interieur). Ny In’Idea Agency izay orinasan-tserasera vao nisokatra no hamokatra ity gazety ity. Ny zava-drehetra momba ny fanorenan-trano sy ny fandravahana ny ao anatiny no ho hita ao amin’ny Gazet’Immo. Noheverina indrindra hanampy sy hanoro hevitra ny olona amin’ny fanorenan-trano izy ity, hoy ny tompon’andraikitra. Hiresaka momba ireo hiaka farany amin’ny fanaka fanao anaty trano sy ny fikolokoloana ny zaridaina ihany koa ity gazety ity izay 400 ariary ny sarany.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT