- Talata 31 Mey 2016
Actualités.TIKO Group Hiresaka amin’ny mpanao gazety anio
Hihaona amin’ny mpanao gazety anio manomboka amin’ny 11 ora maraina etsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina ireo mitantana eo anivon’ny orinasa Tiko,
Hamaky ny tohinyHihaona amin’ny mpanao gazety anio manomboka amin’ny 11 ora maraina etsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina ireo mitantana eo anivon’ny orinasa Tiko,
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fitarainan’ireo fianakaviana voatondro fa horavana trano noho ny fanamboarana ny lalana vaovao mampitohy an’i Tsarasaotra amin’i Ivato, dia fantatra izao fa misy ny fandinihana ny hanovana ny soritra hisian’ny lalana.
Hamaky ny tohiny« Toy ny tsy misy !». Izay ny amin’ny Malagasy Broadcasting System (MBS), haino aman-jerin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, eo anatrehan’ny mpitondra HVM. Mazava ny resaka ankehitriny, fa tsy hahita masoandro intsony izany Radio - Tele MBS
Hamaky ny tohinyHanao valandresaka amin’ny mpanao gazety ao amin’ny Colbert Antaninarenina ny tompon’andraikitry ny orinasa Tiko sy ny mpisolovavany anio.
Hamaky ny tohinyI Vony Maurille no solontena vaovaon’ny masoivoho Rosianina ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyTanterahina etsy amin’ny hotel Carlton Anosy nanomboka omaly ilay fihaonambem-paritry ny mpikambana ao amin’ny “Institut Mondial des caisses d’Epargnes” IMCE andiany faha-22 aty amin’ny faritr’i Afrika.
Hamaky ny tohiny