Actualités

TAPANY KELY ORINASA TIKO


  • Talata 31 Mey 2016

Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety ao amin’ny Colbert Antaninarenina ny tompon’andraikitry ny orinasa Tiko sy ny mpisolovavany anio.

SOAVIMBAHOAKA
Potika ny lalana namboarin’ny tanànan’Antananarivo, tamin’ny andron’ny tetezamita mampitohy an’i Soavimbahoaka amin’i Nanisana. Mihamitoka-monina indray iny faritra iny, ka manahy ny mponina sao hirongatra ny tsy fandriampahalemana.

IVATO
Manomboka ny fandravana ny hangar eny amin’ny BANI Ivato, nipetrahan’ny « Force One », na ilay fiaramanidina fampiasan’ny filoha, tamin’ny fitondrana Marc Ravalomanana.
Voakitika noho ny asa fanitarana ny seranam-piaramanidina Ivato no antony.

RN7
Mihapotika andro aman’alina ny lalam-pirenena faha-7. Raha ny ampahan-dalana Ambohimahasoa-Fianarantsoa no tena nampimenomenona ny mpampiasa lalana teo aloha, dia miitatra eo anelanelan’Antsirabe sy Ambositra ihany koa izany ankehitriny.

LALANA

Vokatry ny andro ratsy teo dia miharatsy ny lalana. Amin’iny lalana Ankadivoribe hatrany Antanetikely iny izao lasa feno rano ireo lavaka ka mampijaly ny fiara. Na irony tsy matahodalana irony aza sahirana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT