• Alakamisy 09 Jona 2016
Actualités.Atrikasa momba ny Pylone Fahombiazana tanteraka

Fahombiazana tanteraka no azon’ny fikambanana HAFARI Malagasy notarihin’ny filoha nasionaliny Rafanomezantsoa Jean Nirina tamin’ilay atrikasa nokarakarain’izy ireo omaly momba ny fiantraikan’ny pylone amin’ny fahasalamam-bahoaka niarahany tamin’ny mpianatra serasera eny amin’ny anjerimanontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2016
Actualités.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Asa ifarimbonana, tsy vitan’ny irery

Fanamby lehibe noraisin’ny fanjakana malagasy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Tsy nandamoka ireo drafitrasam-panjakana, misy ny efa vita fa mbola betsaka anefa ny ezaka tokony hatao mba hahatomombana ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.Fandaniambolam-panjakana Tsy miantraika any amin’ny vahoaka, hoy ny FMI

Tsy mbola miverina tanteraka ny fahatokisan’ireo mpamatsy vola an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.Ady amin’ny Kere any Atsimo Hahazo famatsiana ara-bola ireo tena sahirana

1 140 000 ny olona tratran’ny tsy fahampian-tsakafo any Atsimo, araka ny tatitra navoakan’ny fandaharanasan’ny firenena mikambana momba ny sakafo (PAM) tamin’ny febroary 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.Mpamonjy voina avy any Kanada Nihaona tamin’i Lalao Ravalomanana

Noraisin’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly, ireo mpiofana ho mpamonjy voina avy amin’ny Collège Montmorency avy any Kanada, tarihan’ny kapiteny Bernard Christian

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.Miralenta sy fampandrosoana Tara 7 taona i Madagasikara

Nifaneken’ireo firenena 2/3 mpikambana ao amin’ny «Southern African Development Community» ny taona 2008 ny fifanarahana momba ny miralenta sy ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
FTT