• Alakamisy 16 Jona 2016
Actualités.Fampandrosoana ifotony Nahazo tombony ny kaominin’Analasoa-Moramanga

Notoloran’ny Lehiben’ny faritra Alaotra Mangoro, Raminoarisoa Honoré, fitaovana enti-mamokatra mba hisian’ny fampandrosana haingana ifotony ny kaominina Analasoa any amin’ny distrikan’i Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jona 2016
Actualités.Hopitaly be PZaGa Androva-Mahajanga kitapon-dra 130 isam-bolana ny filany

“Na dia nitombo, tafanika hatrany amin’ny 130 kitapo isam-bolana aza ny filana ra ao amin’ny CHU PZaGa Androva dia azo lazaina fa ampy ny tahirin-dra ao” amin’io tobim-pahasalamana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jona 2016
Actualités.Fahafatesan’ny zandary Mboazy Renera Tsy maintsy hivoaka ny marina…

Na dia matanjaka aza ny tambajotra nifandray tendro tamin’ny namonoana an’Itompokolahy Mboazy Renera rahalahiko tany Fianarantsoa (zandary am-perinasa tany an-toerana) tamin’ny 28 janoary 2016, hoy Atoa Lercia mpandraharaha, ary hifandraisan’ny olona mpifanerasera matanjaka amin’ny any an-dapam-panjakana an-tampony eto amin’ny firenena, dia ambarako fa tsy maintsy hipoitra ny marina amin’iny raharaha iny na ho ela na ho haingana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Air Madagascar Efa tsy avotra na tafavoaka ny « Annexe B » aza

Anio alarobia 15 jona, araka ny resa-be nahoraka efa ho herinandro izao no mety hivoaka ao anatin’ny lisitra « Annexe B » nisy azy hatramin’ny 2011 ny Air Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Asa tanana Nahazo loka iraisam-pirenena ny Malagasy

Halina, tany Milan-Italia no notolorana ny mari-pankasitrahana ambony indrindra avy amin’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fampandrosoana ny indostria (ONUDI) satria niavaka sy nahavita be ny “Projet Tsara”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Boriborintany Voalohany Mankalaza ny faha-30 taonany

Hiara-kiasa amin’ny fampandrosoana ny renivohitr’i Madagasikara ny Faritra Analamanga sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
FTT