- Sabotsy 18 Jona 2016
Actualités.Mirongatra ny « dengue » ao Seisela Miandry izay higadonany ny eto Madagasikara ?
Mirongatra ny aretina « dengue » ao Seisela amin’izao fotoana. Hatramin’ny Vaomieran’ny ranomasimbe indianina aza mikoropaka mitondra fanampiana ho an’ity nosy rahavavy, anisan’ny mahasarika mpizahatany aty amin’ny raomasimbe indianina ity.
Hamaky ny tohiny