• Talata 21 Jona 2016
Actualités.Association des Paramedicaux de Madagascar Hanangana trano ho azy ireo manokana

Hanangana trano ho azy ireo manokana ny fikambanan’ny paramed eto amintsika ivondronan’ireo mpampivelona sy mpitsabo mpanampy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2016
Actualités.Soamahamanina Hafanafana anio

Hanamarika ity andro anio ity ny hetsika hataon’ny katolika eny Soamahamanina, manohitra ny fitrandrahana volamena hataon’ny Sinoa eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2016
Actualités.Miandrivazo Toy ny tany tsy misy Fanjakana

Mandry andriran’antsy ny vahoaka amin’iny faritr’i Betsiriry iny. Tsy misy mandeha amin’izay laoniny ny asa fihariana vokatry ny tsy fandriampahalemana efa mihatra aman’aina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2016
Actualités.Didier Ratsiraka Mahita famatsiam-bola goavana

Fitsidihana voalohany nataon’ny Amiraly Ratsiraka sy ramatoa vadiny an’i Toamasina ny tamin’ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2016
Actualités.Ambohimanarina Feno 250 ireo kilonga vita hasoavana

Zazalahy niisa 90 indray no indray vita hasoavana niaraka tamin’ny sabotsy 18 jona faran’ny herinandro teo teny amin’ny boriborintany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2016
Actualités.Famokarana akanjo vita malagasy Niampy 170 indray ireo mpanjaitra matihanina

Niampy 170 isa indray ireo mpanjaitra matihanina amin’ny famokarana akanjo vita Malagasy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT