• Talata 21 Jona 2016
Actualités.Ady amin’ny dahalo Tsy ampy fitaovana ny USAD ao Mahabo

Fiara tsy mataho-dalana vitsivitsy ihany aloha hatreto no ampiasain’ny USAD na ilay rafitra manokana natao hamongorana ny asan-dahalo eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.Fitaterana Miesona ny minisitera sy ny ATT

Tsy mety haka taratasy fahazoan-dalana any amin`ny ATT na Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety intsony ny mpitatitra maro tao ho ao momba ny fanofana na “location” atao amin`ny fiara mpitatitra olona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.EPP Mahavelona- Ampasy Toliara Notoloran’ny Airtel harendrina ireo ankizy madinika

Tsy diso anjara amin’ny fanamarihana ny iray volan’ny ankizy ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar amin’ny maha orinasa Malagasy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.Fasan’ny Karana Ifampitadiavana sahady ny fiara fitaterana

Andro vitsy sisa no isaina dia higadona ny fetin’ny 26 jona. Ho an’ny etsy amin’ny Fasan’ny karana manokana dia mila tsy haharaka ny mpandeha sahady ireo taksiborosy mihazo ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.IRAY VOLAN’NY RAMADANY Fifaninanana ara-panatanjahantena no nanamarihan’ny sekoly musulman izany

Sambany no manamarika ny iray volan’ny Ramadany amin’ny hetsika hafa ireo mpianatra eo anivon’ny sekoly ambony IPAM ( Institut Privée Al-Moustapha Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.Ny Ampinga Namoaka mpikabary matihanina 130 mianadahy

Namoaka mpikabary matihanina 130 mianadahy ny fikambanana Ny Ampinga etsy Tanjombe Ambohimanarina, tarihin’ny filoha mpanorina azy Manampisoatoavina Lalaina Mitahirifahendrena.

Hamaky ny tohiny
FTT