• Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.IRAY VOLAN’NY RAMADANY Fifaninanana ara-panatanjahantena no nanamarihan’ny sekoly musulman izany

Sambany no manamarika ny iray volan’ny Ramadany amin’ny hetsika hafa ireo mpianatra eo anivon’ny sekoly ambony IPAM ( Institut Privée Al-Moustapha Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.Kaominina Talatamaty Mafana ny fankalazana ny fetim-pirenena

Mafana ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona ho an’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.Sekoly ambony INSPNMAD Nandefa mpampivelona hiasa any Maorisy

Nandefa mpampivelona hiasa atsy amin’ny Nosy rahavavy Maurice ny sekoly ambony INSPNMAD.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.Malagasy miasa any Moroni Mijaly mafy

Toy ny tsy misy Raiamandreny ireo tera-tany Malagasy monina sy miasa atsy Moroni-kaomoro hoy Rabenilalana Roger, solontenan’ny malagasy tany an-toerana teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.Mpandraharaha vahiny Tsy afa-po amin’ny fitsarana Malagasy

Tsy mahatoky ireo fahefana misy eto Madagasikara ireo mpiara-miasa sy mpiara-miombon’antoka vahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2016
Actualités.Tapatapany FIARAHA-MIASA

Maniry ny hanamafy ny fiaraha-miasa amin’i Madagasikara sy Afrika ny fanjakana koreanina tatsimo.

Hamaky ny tohiny
FTT