Actualités

Tapatapany FIARAHA-MIASA


  • Talata 21 Jona 2016

Maniry ny hanamafy ny fiaraha-miasa amin’i Madagasikara sy Afrika ny fanjakana koreanina tatsimo.

Tafiditra ao anatin’izany ny fanasana ny lehiben’ny diplaomasia Malagasy, minisitry ny Raharaham-bahiny Attalah Béatrice amin’ny volana jolay. Eo ihany koa ny fanokafan’ity firenena aziatika ity masoivoho eto Madagasikara.

SEKIN-TSOLIKA

Nampahafantarina tamin’ny faran’ny herinandro tany Antsirabe teo ny Specl hisolo ny Ccal. Mbola azo ampiasaina hatramin’ny faran’ny taona 2016 rahateo ireto farany efa miparitaka, araka ny fanazavana.

FFKM

Niantso ny Malagasy ho tony ny Fiombonan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara. Efa miaina ao anatin’ny fahantrana lalim-paka ny maro an’isa ka tsy vahaolana ho an’ny firenena ny fifampihantsiana, hoy ny FFKM.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

Hijery ny tohiny
FTT