• Alakamisy 23 Jona 2016
Actualités.Mahajanga Foana ny delestazy

Lavitra ny tampon-tanànan’i Mahajanga ny fahasahiranan’ny vahoaka amin’ny resaka delestazy lavareny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2016
Actualités.Nono Mahanoro Maty namono tena tamin’ny fanafody

Namoy ny ainy teo amin’ny faha-69 taonany i Nono Barjean, fantatry ny maro amin’ny anarana maha mpanakanto, Nono Mahanoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2016
Actualités.Fihariana Mbola betsaka mpankafy ny mofogasy

Mahavelona ankohonana tsara ny fivarotana mofogasy any amin'ny Kaominina Didy, Distrikan’Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.Mialy Rajoelina Marary mafy any Frantsa ?

Ny 24 janoary 2014 no nahitana farany teto an-tanindrazana ny vadin’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Mialy Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.Lalana Tsarasaotra-Ivato Havily any amin’ny BANI indray

Nohenoina ny fitarainan’ireo fianakaviana voatondro fa horavana trano noho ny fanamboarana ny lalana vaovao mampitohy an’i Tsarasaotra, Boriborintany fahatelo Antananarivo amin’ny Kaominina Ivato, vavahadin’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jona 2016
Actualités.LAVANILA

Nisokatra ny alatsinainy 20 jona teo ny taom-piotazana lavanila tany amin’ny Faritra SAVA. Andrasana ny fitomboam-bokatra hatrany amin’ny 30% amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
FTT