Actualités

LAVANILA


  • Alarobia 22 Jona 2016

Nisokatra ny alatsinainy 20 jona teo ny taom-piotazana lavanila tany amin’ny Faritra SAVA. Andrasana ny fitomboam-bokatra hatrany amin’ny 30% amin’ity taona ity.



AIR MADAGASCAR 

 Iray amin’ireo orinasa 15 ho mpiara-miombon’antoka vonona hampiasa vola ao amin’ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar ny Air Mauritius. Hitazona ny 51%-n’ny renivola ao amin’ity kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Malagasy ity moa ny fanjakana eto Madagsikara.

FETIM-PIRENENA 

Efa manomboka ny fizarana ireo fanasana amin’ny fetim-pirenena ny 26 jona 2016. Tafiditra ao anatin’izany ny matso eny amin’ny kianjamben’i Mahamasina sy ny fiaraha-misakafo iarahana amin’ny filoham-pirenena eny Iavoloha.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT