Actualités

Fihariana Mbola betsaka mpankafy ny mofogasy


  • Alakamisy 23 Jona 2016

Mahavelona ankohonana tsara ny fivarotana mofogasy any amin'ny Kaominina Didy, Distrikan’Ambatondrazaka.

 

Manodidina ny 3 000 isan'andro ny filan'ny olona izany any an-toerana. Vao maraina dia efa ilaharana ny toeram-pivarotan-dry Lalakely. Vao mangiran-dratsy dia efa mitandahatra ireo olona hanjifa ny mofo amboariny. Raha ao amin'ny Kaominina Didy dia efa mahazatra ny mponina ny manao ho solom-bary ny mofo gasy. Seha-pihariana nambaran'i Lalakely fa mahavelona tsara ankohonana ny fivarotana mofo gasy. Manaporofo izany ny fahabetsahan’ireo olona mihinana azy.

 

Niry A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

Hijery ny tohiny
FTT