• Alakamisy 30 Jona 2016
Actualités.Herisetra tamin’ny 26 jona Mampitombo ny ahiahin’ny vahiny amin’i Madagasikara

Nampalaza ratsy an’i Madagasikara maneran-tany ny fisian’ny fipoahana nahafatesana sy naharatrana olona teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena ny 26 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2016
Actualités.Lalao Ravalomanana Nangataka fihaonana amin’ny filoham-pirenena

Tonga fanindroany namangy ireo naratra teny amin'ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona vokatry ny fipoahana mahery vaika tao amin'ny kianjaben'i Mahamasina ny alahady hariva

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2016
Actualités.Tohana ara-bola ho an’ny Jirama Tsy mahazo mihoatra ny 300 miliara Ar, hoy ny FMI

Teboka iray nisian'ny adihevitra goavana teo amin'ny fitondrana Malagasy sy ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) ny tontolon'ny famatsiana herinatra eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2016
Actualités.Basy sy bala tratra tany Nosy-Be Vehivavy teratany frantsay no tompony

Fantatra izao fa teratany frantsay, tompona orinasa mpikarakara sambo no tompon’ilay kaontenera feno fitaovam-piadiana tratra tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2016
Actualités.Profesora Phillipe Rasoanaivo Nahazo fankasitra tamin’ny resaka fitsaboana netim – paharazana

Tsy dia nisy mpiresaka loatra nefa dia azo lazaina ho reharehan’ny firenena ny voka-pikarohana nataon’ny profesora Phillipe Ranaivo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2016
Actualités.LADOANY

Niverina nandray asa ireo mpiasan’ny ladoany nitokona taorian’ny fifampidinihana teo amin’ny foibem-pitondrana ankapoben’ny ladoany sy ny sendika Sempidou.

Hamaky ny tohiny
FTT