Actualités

Profesora Phillipe Rasoanaivo Nahazo fankasitra tamin’ny resaka fitsaboana netim – paharazana


  • Alarobia 29 Jona 2016

Tsy dia nisy mpiresaka loatra nefa dia azo lazaina ho reharehan’ny firenena ny voka-pikarohana nataon’ny profesora Phillipe Ranaivo

 momba ny fanasitranana ny tsy fahatomombanana ara-pananahana amin’ny alalan’ny fitsaboana netimpaharazana. Noho izany zava-bitany Izany ary dia notoloran’ny akademia afrikanina momba ny siantsa azy tamin’ny faha 21 jona lasa teo tao Kasane, Botswana, ny maripankasitrahana « Prix Olusegun Obasanjo ». Profesora miasa eo anivon’ny ny Fondation Rakoto Ratsimamanga sy ny oniversiten'Antananarivo moa ity profesora ity ary manampahaizana manokana momba ny simia mifantoka amin’ny vokatra natoraly izay efa nahafahana namokatra fanafody hafa maro be ihany koa.

Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT